Ary mifampivavaha

« Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna, Na ny fivavahany aza dia fahavetavetana. » Ohabolana 28:9 « Si quelqu’un détourne l’oreille pour ne pas écouter la loi, Sa prière même est une abomination. » Proverbe 28.9


Miaraka miandry

NY HERIN’NY VAVAKA

Miarahaba anao sy ny ankohonanao! Sambatra izay olona afaka miandry sy miafy na dia ao anatin’ny tolona sy ny hagejana aza. Mba maniry atom-bavaka ho an’ireo Pasteur lasa an-tany lavitra na nandranto fianarana, na lasa nohon’ny antony samy hafa fa i JehovahAndriamanitra irery no mahafantra izany, mba hiverina amin’izy ireo ny haingam-panahy sy ny herin’ny Fanahy Masina ary ahatonga azy ireo ho vonona anao ny asany lalandava.
1. Vavaka miaraka ho antsika ato amin’ito vondrona ito mba hitombo ny fahasalamana
  • Mba hidina ny Fanahy Masina hitondra ny taridalana amin’ny Asa tokony atao
  • Vavaka ho ahy sy ho anao mba tsy hisy hery anelingelina ny tokatranontsika, ary ny anjelin’ny Jehovah hijanona mandrakariva eo anilanao eo.
  • Vavaka mba tsy ho foana ny sakafo, ny fitiavana, tsy ho hangatsiaka ny tokatrano, ny herin’ny Fanahy MAsina no anjaka ao amintsika tsirairay avy
Mankasitra tompoko, Jehovah Hitahy ny lalantsika anio tontolo

« Raha mahatsiaro Anao eo am-pandriako aho, dia mieritreritra Anao amin’ny fiambenan’alina. Fa efa namonjy ahy Hianao, ary ao ambanin’ny aloky ny elatrao no hihobiako. » Salamo 63.6-7

Abonnez-vous à notre newsletter

Merci de votre inscription ! Un email de confirmation vous a été envoyé. N'oubliez pas de vérifier vos courriers indésirables.Bienvenue dans la famille RFM2A TV !

Share This