Mizara roa izany lalako izany

Na miezaka mafy aza aho dia mialoka eo anoloako mandrakariva ny ratsy. Mila mitandrina sy mivavaka isan’andro aho satria ny anjelin’ny ratsy dia mitoetra koa eo anilako eo. tokony hiezaka aho anao izay tsy ahatezitra ny « Fanahy Masina ».
HO AVY TSY HO ELA JESOSY – TSY IRERY IANAO. Salamo 34.7 – AZA MATAHOTRA

Miandry anao Jehovah

Maro no tsy mahazo ny faminaniana momba ny andro ankehitriny, ka mila hazavaina. Adidin’ny mpitondra sy ny laika ny mampiakatra ny fanairana amin’ny fomba iray.

Inona no andrasan’i Jesosy

Maniry mafy hahita ny fisehoany ao amin’ny fiangonana i Kristy. Rehefa miseho tanteraka ao amin’ny olony ny toetran’i Kristy, dia hiverina Izy ka hitaky azy ireo ho azy.

Ny asa miandry ny tsirairay – Ellen White

Tokony hanao ny ezaka rehetra isika mba hanehoana ireo fahamarinana ireo amin’izao tontolo izao. Ny fampitandremana manetriketrika fa ho avy tampoka sy tsy ampoizina ny andron’ny Tompo dia tsy maintsy resahina tsy ho an’izao tontolo izao ihany, fa ho an’ny fiangonantsika ihany koa. Ny fampitandremana mahatsiravina momba ny faminaniana dia natao ho an’ny fanahy tsirairay. Aoka tsy hisy hino ny tenany ho voaro amin’ny tsy ampoizina. Tsy misy fandikana ny faminaniana tokony hanadino ny zava-nitranga izay mampiseho mazava amintsika fa tena akaiky tokoa io fotoana lehibe io. 

NY fandaharana hiarahako aminao

Aoka ny rehetra hitandrina, ary hiteny ny marina

Kaina

Anisan’ireo fanontaniana mipetraka ombieny² ny momba azy. Inona marina ny zavatra mitranga?

Fiangonana

Anisan’ireo fanontaniana mipetraka ihany koa hoe, ny fiangonana naorin’i Jesosy Kristy teto an-tany. Marina ve izany?.

Satana

Mba fatatrao ve fa tsy afaka niditra mivatana eto an-tany izy ito? fatatrao ve hoe aiza ho aiza no misy azy io?.

Iza moa ianao Jehovah

Betsaka no tsy mino! betsaka ihany koa no mino! Iray nefa telo, manitikitika ny sainy hafa. Andiamantra mahagaga.

Baiboly | Soratra MAsina

Tsy misy zavatra azon’ny olombelona atao raha tsy eo ny hafatra, ny teny, Ao Andriamaninitra no maneho fitiavana.

Araho matetika ny Blog fa hisy fandaharana na vao² miaraka amin’ny vidéo isaky ny mamoaka lahatsoratra « Rfm2aTv »

Abonnez-vous à notre newsletter

Merci de votre inscription ! Un email de confirmation vous a été envoyé. N'oubliez pas de vérifier vos courriers indésirables.Bienvenue dans la famille RFM2A TV !

Share This